Teny iditra manadongaingy (dongaingy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitondra entana ka mahatonga ny loha toa hisitrika ao an-damosina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manadongaingy
nanadongaingy
hanadongaingy
manadongainge

2013/04/02