Teny iditra manadonto (donto)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga harenina: Nanadonto azy ilay fahapotrahany
¶ Manadombo: Nidofitra tamin' ny vato no nanadonto itỳ angady ity
¶ Mahatonga tsy haranitra: Ny kapoka izaitsizy nafitsokao azy taloha no nanadonto ny sainy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manadonto
nanadonto
hanadonto
manadontoa

2010/05/14