Teny iditra manady (tady)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao tady: Manady no raharahan-dRangahy io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to twist, to make a rope by twisting
¶ also in the province to bind with cords. [Richardson 1885]
   to twist into rope [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   corder, faire une corde [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manady
nanady
hanady
manadia
Fitovian-keviteny   manatady

Teny iditra mañady
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Sihanaka] manome tsiny [Rakotosaona 1972]
Ny bikany  
manady
nanady
hanady
manadia

Teny iditra mañady
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mangata-bady [Rakotosaona 1972]
Ny bikany  
manady
nanady
hanady
manadia

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06