Teny iditra manafaka (afaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny anglisy   to release, to set free or redeem, to disengage, to exempt, to exonerate, to clear from obstructions, to unlock, to pay (debts). [Richardson 1885]
   to set free [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   délivrer, affranchir, exempter, absoudre: Nanafaka azy tao an-tranomaizina izy (Il 'a délivré de prison) ~ Nanafaka ny andevo ny fanjakana (Le gouvernement a affranchi les esclaves) ~ Nanafaka azy tamy ny asany mandritra ny tapa-bolana izy (Il l'a exempté de son travail pendant quinze jours) ~ Nanafaka azy tamy ny helony ny mpitsara (Le juge l'a absous de sa faute) [Abinal 1888]
   libérer [Hallanger 1974]
Ohatra   Manamaivana sy manafaka ahy izao. [Andraina: I Vola, takila 27]
Ny bikany  
manafaka
nanafaka
hanafaka
manafaha

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/27