Teny iditra manafana (afana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamafy rano masina mba hanala loto na hanalavitra loza [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to sprinkle the water in the ceremonies of the afana; to perform the ceremony of purification for another. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay Asperger, purifier, exorciser [Abinal 1888]
Haiendriteny 
manafana
nanafana
hanafana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31