Teny iditra manafantsitsitra (fantsitsitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hifantsitsirana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to make water gush out, as from a syringe or a small hole in a water-pot. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay faire jaillir [Abinal 1888]
Endriteny 
manafantsitsitra
nanafantsitsitra
hanafantsitsitra
manafantsitsira

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31