Teny iditra manafo (tafo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mametraka na manisy tafo: Iza no nanafo ny tranonareo? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to roof [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   mettre le toit [Hallanger 1974]
Endriteny  
manafo
nanafo
hanafo
manafoa

Teny iditra manafo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bezanozano, Tambahoaka] zatovo [Rakotosaona 1972]
   [Taimoro] Zatovo [Rajemisa 1985]

2012/06/20