Teny iditra manafohy (fohy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahafohy: Iza indray no nanafohy ity akanjonao, Ramasaka, hoy ny vadiny taminy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to shorten [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay raccourcir [Hallanger 1974]
Endriteny 
manafohy
nanafohy
hanafohy
manafoheza
Teny nalaina 

2011/10/30