Teny iditra manafoka (foka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamazivazy, mananihany: Notenenin-drainy Ikoto sy ny namany nanafòka an' ilay Rangahy sola be
¶ Manaratsy, manivaiva: Aza manafòka ny entam-barotr' olona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manafoka
nanafoka
hanafoka
manafokà

Teny iditra manafokà (foka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafoka [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18