Teny iditra manafokafoka (hafokafoka (hafoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To eat voraciously [1.2]
Ohatra Ity lahy, hoy izy, mba lehilahy manafokafoka mihitsy. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manafokafoka
Ny lasa : nanafokafoka
Ny hoavy : hanafokafoka
Filaza mandidy : manafokafoha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21