Teny iditra manafotra (safotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manototra: Nanafokenatra azy ny namany
¶ Manosotra: Nanafotra sokay ny rindrina izy
¶ Manenjina, mahafanina mahatonga ho safotra: Angamba ny hainandro no nanafotra itỳ zaza itỳ [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to flood, to submerge [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay inonder [Hallanger 1974]
Endriteny 
manafotra
nanafotra
hanafotra
manafora

Teny iditra manafotra (hafotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to strip the bark off the hafotra. [Richardson 1885]

Teny iditra manafotra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] manarona, manenika [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] mandrakotra [Rakotosaona 1972]

2011/11/07