Teny iditra managaboka (gaboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manavosa, manavovona, manao antontany, mampifanongoa: Iza no nanagaboka ireto vato kely ireto teto an-tokotany? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy used in Imerina for mangaboka. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay entasser, amonceler [Abinal 1888]
Endriteny 
managaboka
nanagaboka
hanagaboka
managaboha

2011/11/07