Teny iditra managadra (gadra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamatotra amin' ny gadra, mampiditra an-tranomaizina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   same as mangadra [Richardson 1885]
   to put into chains, to imprison [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   Mettre aux fers, attacher [Abinal 1888]
   mettre aux fers; emprisonner [Hallanger 1974]
Endriteny  
managadra
nanagadra
hanagadra
managadrà

Teny iditra managadrà (gadra)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managadra [firaketana]

2013/10/02