Teny iditra managaina (gaina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandiso fanantenana, mahasanganehana, mahavery hevitra: Nanagaina ahy ny teny nataony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Désappointer, décontenancer: Nanagaina azy ny teny nafitsoko azy (Les paroles que je lui ai lancées l'ont décontenancé) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : managaina
Ny lasa : nanagaina
Ny hoavy : hanagaina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20