Teny iditra managedragedra (gedragedra (gedra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaketraka, managoragora fatorana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Relâcher, détendre [Abinal 1888]
Endriteny 
managedragedra
nanagedragedra
hanagedragedra
managedragedrà
Tsipelina hafa 

Teny iditra managedragedrà (gedragedra (gedra))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managedragedra [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2015/04/25