Teny iditra managigigigy (gigigigy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamatotra mafy tsy hahafahana mihetsika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
managigigigy
nanagigigigy
hanagigigigy
managigigigia

2010/05/14