Teny iditra |
managoana
(goana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Mamoha mafy miriadriatra: Iza no nanagoana ny varavarana teo? [Rajemisa 1985]
|
Famaritana frantsay | ouvrir avec bruit, publier, commencer, continuer [Abinal 1888]
|
Endriteny |
|
|
Teny iditra |
managoana
(goana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana anglisy | to go over a list of names to see if all are there. [Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
managoàna
(goana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managoana
|
|