Teny iditra managorabaka (gorabaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao lavaka lehibe sy malalaka
¶ Mandoaka makadiry [Rajemisa 1985]
Endriteny 
managorabaka
nanagorabaka
hanagorabaka
managorabaha

2010/05/14