Teny iditra managorampa (gorampa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao vikavika, mamikavika, manjojotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay faufiler [Abinal 1888]
Endriteny 
managorampa
nanagorampa
hanagorampa
managorampà

Teny iditra managorampà (gorampa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managorampa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18