Teny iditra |
manahaka
(hahaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
[ mañahaka ] Manofa (vary, kafe, ets) [1.78]
|
| Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto? Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To scatter, to disperse [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Disperser, éparpiller [1.8]
|
Ohatra | Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany!
[2.285]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manahaka |
Ny lasa : |
nanahaka |
Ny hoavy : |
hanahaka |
Filaza mandidy : |
manahafa |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
manahaka
(tahaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manahaka |
Ny lasa : |
nanahaka |
Ny hoavy : |
hanahaka |
Filaza mandidy : |
manahafa |
|
|