Teny iditra manahirana (sahirana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manome raharaha, ahiahy: Manahirana a [...]
¶ Mahasanganehana, mahavaka, mampiroahana: [...]
¶ Mahasosotra, mahasorena: Manahirana a [...]
Mitovy hevitra: anoin-tsarotra ~ baodibaodika ~ mafotaka ~ sarotra [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to vex, to trouble; to annoy [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   vexer, troubler, ennuyer; gêner; occuper [Hallanger 1974]
Ohatra  
1tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy: [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 159]
2Ny andro moa fahavaratra, izany hoe ilay fotoana efa manahirana isan-taona na tsy misy na inona na inona miseho aza: [Andraina: Mitaraina, takila 37]
Ny bikany  
manahirana
nanahirana
hanahirana
manahiràna

Teny iditra manahiràna (sahirana)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahirana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/10