Teny iditra manahy (ahy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manana eritreritra be ny amin' ny..., tsy mety mitony saina: Aza manahy ny ho avinareo fa ny adidinareo ankehitriny tontosaina tsara
¶ Matahotra: Manahy aho sao manao tsirambina ny fianaranao ianao ka tsy ho afa-panadinana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be solicitous about, to have suspicions of, to disturb, to perturb, to render solicitous and uneasy. [Richardson 1885]
 to care for, to be concerned about ; to worry [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay s'occuper de; avoir de l'inquiétude [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
manahy
nanahy
hanahy
manahia
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra manahy (hahy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamelatra zavatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Manahy vary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to dry by exposure to the sun or air. [Richardson 1885]
Endriteny 
manahy
nanahy
hanahy
manahaza
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/03/18