Teny iditra manaiky (aiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao tsy misy fandavana, manaraka ny sitrapon' ny hafa: Manaiky ny lehibeny ny miaramila
Mitovy hevitra: manoa
¶ Mankasitraka, mankato: Manaiky ny hevitrao aho ~ Rehefa tsy miteny, hono dia manaiky, hoy ny tandrefana
¶ Mety: Tsy manaiky ny handeha izy
¶ Mandray: Tsy manaiky fanatitra na inona na inona izy
¶ Manome: Manaiky izay rehetra angatahin-Janany aminy Rasoa, hany ka nanjary mihanta be ny zanany
¶ Mitsotra, mibaboka: Tsy nanaiky ny helony ilay voampanga [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to assent to, to agree to, to grant, to consent, to confess, to own, to submit to, to surrender. The reduplicate is manaikinaiky. [Richardson 1885]
 to agree; to obey; to profess a faith to agree reluctantly or under duress [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay consentir; obéir; confesser sa foi [Hallanger 1974]
Endriteny 
manaiky
nanaiky
hanaiky
maneke
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2013/03/18