Teny iditra manaiky ambony ihany (aiky, ambony, ihany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to agree readily to anything without consideration. [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra manaiky be ~ manaiky befahatany

2014/09/17