Teny iditra manaiky befahatany (aiky, be, fahatany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to agree blindly [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay consentir aveuglément [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra manaiky ambony ihany ~ manaiky be

2014/09/17