Teny iditra manaiky lembenana (aiky, lembenana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manaiky izay rehetra lazaina aminy, noho ny tahotra na ny hasarotan-kenatra, manaikinaiky foana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to yield implicitly, to assent tamely, to follow the multitude for fear and shame. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay [ maneky lembenana ] consentir par crainte ou par respect [Abinal 1888]
Famaritana anglisy to submit to oppression [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se soumettre par crainte ou respect [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 

2013/03/06