Teny iditra manaingo (haingo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy haingo, mandravaka, mandrenty: Iza no nanaingo ny vavahady? [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manaingo
nanaingo
hanaingo
manaingoa

2010/05/14