Teny iditra manaitra (traitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoha amin' ny torimaso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana terỳ aho
¶ Mampitahotra tampoka, mampivadi-po: Nanaitra ahy ny fahitako ilay olona niditra tampoka tao an-trano
¶ Manatabataba tampoka ka mahatonga handositra: Iza no nanaitra ilay vorona nitsindrotsindroka teto
¶ Mahagaga: Manaitra ahy izany vaovao lazainao izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to startle, to excite [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay surprendre; alarmer; éveiller [Hallanger 1974]
Endriteny 
manaitra
nanaitra
hanaitra
manaira
Teny nalaina 

2013/03/18