Teny iditra manaivoka (aivoka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Fampiasan' ny Betsileo ary mitovy hevitra amin' ny Manamaivoka: Mitoto vary voalohany, izany hoe mahatonga azy ho maivoka afaka ampombo mahery: Mbola manaivoka ny kilon-gampela [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
manaivoka
nanaivoka
hanaivoka

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/04