Teny iditra manaja (haja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome voninahitra: Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao
¶ Manao hozavatra, miraharaha, manampo: Manaja fotoana ~ Manaja ny raharahany izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to respect, to regard, to revere. [Richardson 1885]
 to show respect to, to honor [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay respecter, honorer [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
manaja
nanaja
hanaja
mana
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra manajà (haja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaja [fitanisana]
Ohatra Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao [Rajemisa 1985]

Teny iditra mañaja
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] manery, mifanery [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manaja
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] manafina, mametraka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañaja
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mihary [Rakotosaona 1972]

2011/10/29