Teny iditra manajamba (jamba)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mahatonga tsy hahita [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to blind [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   aveugler, rendre aveugle [Abinal 1888]
   aveugler [Hallanger 1974]
Endriteny  
manajamba
nanajamba
hanajamba
manajambà

Teny iditra manajambà (jamba)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manajamba [firaketana]

2011/10/30