Teny iditra manajanona (janona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy
¶ Mampiato, tsy mamela hanohy: Tonga ny mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manajanona
nanajanona
hanajanona
manajanòna
Teny mitovy hevitra manjanona

Teny iditra manajanòna (janona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manajanona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18