Teny iditra manajary (hajary)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   manamboatra
¶ mamela, mametraka [Bara] [Rakotosaona 1972]
   mamboatra [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   manamboatra, manasoa [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to arrange, to promote. [Richardson 1885]
Famaritana malagasy   manamboatra ny simba
¶ mampirina
¶ manatsara [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   réparer
¶ ranger
¶ aménager [SLP: Voambolana]
Ny bikany  
manajary
nanajary
hanajary
manajaria
Teny nalaina  

Teny iditra manajary (hajary)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamitrana fihavanana
¶ Manaja: Havana manajary havana [tohiny Rajemisa 1985]
Ny bikany  
manajary
nanajary
hanajary
manajaria

Teny iditra mañajary (hajary)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   manisy ody, manao ody, manafana amin'ny ody [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/11