Teny iditra manaja tena (haja, tena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy mampiseho toetra na fomba ratsy mety hanala baraka tena, fa vonona hitana ny laza soa ananana; io fomban-piteny io koa anefa dia enti-milaza ireo miolonolona tsy mety hihosinkosina amin' ny raharaha iraisana, fa toa mihatakataka [Rajemisa 1985]

2011/10/29