Teny iditra mana (aka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mody tsy mahalala, milalao olona, miseho ho bado [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to delude, to befool, to treat craftily. [Richardson 1885]
Ny bikany  
manakà
nanakà
hanakà

Teny iditra mañaka (haka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mandrehoka [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manaka
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   manihika [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manaka
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   misakana, manisy sakana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/05