Teny iditra manakady (kady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manangana kady, miaro [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Planter un poteau pour indiquer une défense, mettre l’interdit, protéger [Abinal 1888]
Endriteny 
manakady
nanakady
hanakady
manakadia

2016/11/06