Teny iditra manakaka (kaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy kaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to insert a wedge in or under [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay caler, consolider avec un coin [Abinal 1888]
 caler [Hallanger 1974]
Endriteny 
manakaka
nanakaka
hanakaka
manakakà

Teny iditra manaka (kaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakaka [fitanisana]

Teny iditra manakaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] manofa vary [Rakotosaona 1972]
 [ mañakaka ] [Sihanaka, Tambahoaka] manofa vary, ets. [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra mañalaka

2012/01/27