Teny iditra manakaloza > manakalo (takalo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manolo: Manakalo fanaka
Manolo ho vola madinika: Avy nanakalo roanjato tany amin' ny mpivarotra aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To exchange, to barter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay échanger, troquer [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Izay mila sira, ohatra, manakalo izany amin'ny tantely na vary. [2.117]
2Fanao koa ny manakalo andevo amina lamba soga, toaka, basy sy bala sns. [2.508]
3Taloha tsy misy tsena, fa izay nitady ny zavatra tsy ananany dia mitety tanàoa manakalo amin' izay manana. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakalo
Ny lasa : nanakalo
Ny hoavy : hanakalo
Filaza mandidy : manakaloza
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra