Teny iditra manakambana (kambana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manambatra: Manakamban-tanana
¶ Mampiray: Andriamanitra no nanakambana voalohany ny lehilahy sy ny vehivavy ho mpivady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to join together, to unite [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay réunir, joindre, ajuster, unir, mettre ensemble, réconcilier; renouer une alliance [Abinal 1888]
 joindre, unir [Hallanger 1974]
Endriteny 
manakambana
nanakambana
hanakambana
manakambàna

Teny iditra manakambàna (kambana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakambana [fitanisana]

2012/01/27