Teny iditra manakana (sakana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mibahana, tsy mamela handeha nahiditra: Manakana olona
¶ Manisy sakana, fefy tsy hahafahana mandeha: Manakan-dalana
¶ Mandrara: Ny fianakaviana no nanakana ny fanambadiany [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] misakana [Rakotosaona 1972]
 [ manakaña ] [Tanala] misakana [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
manakana
nanakana
hanakana
manakàna

Teny iditra manakàna (sakana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18