Teny iditra manakanjo (akanjo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manome akanjo: Ramatoa Rasoa no nanak [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to dress another, to put clothes on another. (Prov.) mampiakanjo is more frequently used in Imerina for this. [Richardson 1885]
Ny bikany  
manakanjo
nanakanjo
hanakanjo
manakanjoa

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/05