Teny iditra manakarainkona (karainkona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampivonkina na mampiketrona tampoka: Manakarainkona ny hozatra ny hatsiaka
Mitovy hevitra: mampikarainkona ~ mampionkina ~ mampivonkina ~ manakainkona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakarainkona
nanakarainkona
hanakarainkona
manakarainkòna

Teny iditra manakarainkòna (karainkona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakarainkona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18