Teny iditra | manakarama (karama) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Maka olona hanao asa ho an' ny tena ka omena vola izy amin' izany: Iza no manakarama anareo telo lahy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny mitovy hevitra | manarama | ||||||||||||||||
Teny iditra | manakaramà (karama) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakarama | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Famaritana frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Teny mitovy hevitra | manaramà | ||||||||||||||||
2013/03/21 |
![]() |