Teny iditra manakaratona (karatona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To slam a door, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Claquer une porte, etc [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakaratona
Ny lasa : nanakaratona
Ny hoavy : hanakaratona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20