Teny iditra manakarenjy (karenjy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manenjika
Mamela ny biby (omby, ondry) hifalihavanja, hihenjy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakarenjy
Ny lasa : nanakarenjy
Ny hoavy : hanakarenjy
Filaza mandidy : manakarenje

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05