Teny iditra manakatona (katona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrindrina, manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana ka tsy mivoha izy amin' izay: Ndeha hanakatona ny varavarankely indrindra aho no nahita azy nandositra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to close a door, etc [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fermer une porte, etc [Hallanger 1974]
Endriteny 
manakatona
nanakatona
hanakatona
manakatòna

Teny iditra manakatòna (katona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakatona [fitanisana]

2013/03/18