Teny iditra manakatra (takatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to try the depth of water; to try to reach up to something [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
manakatra
nanakatra
hanakatra
manakara
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31