Teny iditra mañakatry (akatry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mampody vady
¶ manambady [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] conduire la femme à la case du mari [Deschamps 1936]
Endriteny 
manakatry
nanakatry
hanakatry

2010/05/14