Teny iditra manakebona (kebona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manetsiketsika (rano)
¶ Mamoky, mihatsy
¶ Maka trondro amin' ny fikapohana ny rano [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakebona
nanakebona
hanakebona

2010/05/14