Teny iditra manakely (kely)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga kelikely kokoa: Manakely akanjo
¶ Mampihena: Tsy mety ny manakely ny hadisoana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay rapetisser [Abinal 1888, Malzac: Grammaire]
 diminuer, amoindrir [Abinal 1888]
Ohatra 
1amin’ ny masolavitra misy ilany manakely ny zavatra jerena (dans la longue-vue il y a un côté qui rapetisse les objets qu’on regarde) [Abinal 1888, takila 320]
2nanakely ny tokotaninay ny làlana vao natao (le chemin qu'on vient de faire a amoindri notre emplacement) [Abinal 1888, takila 320]
Endriteny 
manakely
nanakely
hanakely
manakeleza
 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2015/03/29